Tsy anaram-piangonana (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay jphe mahatoky an'i Jehovah ry tononkira.serasera.org zareo
Dia toy ny tendrombohitra
Mijoro tsy mihetsika
Na mqmjhdb misy ny tafiotra.
Jesôsy re no fanorenana
Jesôsy irery ihany,
Jesôsy hatrany hatrany
Jesôsy irery ihany.
Izay ytmtaj mahatoky an'i Jehovah re
Dia toy ny tendrombohitra
Mijoro tsy mihetsika
Na misy ny tafiotra.
Jesôsy re no fanorenana
Jesôsy irery ihany,
Jesôsy hatrany hatrany
Jesôsy irery ihany.
Na katôlika ianao
Na prôtestanta ko
Na zandrin'ny fiangonana
Tsarovy sy mba tadidio.
Ny hazofijalian'i Jesoa
Dia làlan-toran-tady
Izoran'ny mino
Mankany an-danitra any.
................
Haleloia!, avo indrindra ôh!!!
Izao rehetra izao, miankohoka aminao.
Haleloia!, haleloia!
Izao rehetra izao, miankohoka aminao.
Na katôlika ianao
Na prôtestanta ko
Na zandrin'ny fiangonana
Tsarovy sy mba tadidio.
Ny hazofijalian'i Jesoa
Dia làlan-toran-tady
Izoran'ny mino
Mankany an-danitra any.
Izoran'ny mino
Mankany an-danitra any.
.................
Haleloia! ...
Dia toy ny tendrombohitra
Mijoro tsy mihetsika
Na mqmjhdb misy ny tafiotra.
Jesôsy re no fanorenana
Jesôsy irery ihany,
Jesôsy hatrany hatrany
Jesôsy irery ihany.
Izay ytmtaj mahatoky an'i Jehovah re
Dia toy ny tendrombohitra
Mijoro tsy mihetsika
Na misy ny tafiotra.
Jesôsy re no fanorenana
Jesôsy irery ihany,
Jesôsy hatrany hatrany
Jesôsy irery ihany.
Na katôlika ianao
Na prôtestanta ko
Na zandrin'ny fiangonana
Tsarovy sy mba tadidio.
Ny hazofijalian'i Jesoa
Dia làlan-toran-tady
Izoran'ny mino
Mankany an-danitra any.
................
Haleloia!, avo indrindra ôh!!!
Izao rehetra izao, miankohoka aminao.
Haleloia!, haleloia!
Izao rehetra izao, miankohoka aminao.
Na katôlika ianao
Na prôtestanta ko
Na zandrin'ny fiangonana
Tsarovy sy mba tadidio.
Ny hazofijalian'i Jesoa
Dia làlan-toran-tady
Izoran'ny mino
Mankany an-danitra any.
Izoran'ny mino
Mankany an-danitra any.
.................
Haleloia! ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 1990
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 16/08/2020 23:17
