You are here: home > Tononkira > Joseph d'Af

Tsisy karaha anao tondrompeo (Joseph d'Af)

CHORDS TSISY KARAHA ANAO "Joseph d'Af ft Titianah"

TSISY KARAHA ANAO (JOSEPH D'Af ft TITIANAH)

(JOSEPH D'Af)

F
Tsy zaho eky ny hanginy tsy hanambara

Gm
Tsy ataoko adina fa io filazantsara

Bb
Fa maty Ianao noho ny fahotako

F                C
Tompo ô tsy hafa akoatra Anao

(TITIANAH)
Fa maty Ianao noho ny fahotako
Tompo ô tsy hafa akoatra Anao
Tsisy karaha Anao

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)



Bb
Hirako Ianao


Am
Sy Melodie ny fo

Bb
Lay tiako ary koa tia Ahy


F               C
Malalako am-panahy

Ref(2x):(JOSEPH D'Af & TITIANAH)

         F
Tsisy ny tsara mihoatra Anao
         Gm
Mihazonay ny tananao
        Bb
Raha lavitra Anao aho dia Irery
             C
Ny anilanao no feno Hery

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)
Tsy miova,omaly
Sy ny antononkira.serasera.orgio ary mandrakizay
Fazavahana, fahamarinana,
Dia lalana sy fiainana

(JOSEPH D'Af)
Matoky Anao zaho malala o
Tsisy hafa ankoatra Anao
Famonjena nataonao Anay
Fanadiovana ota

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)
Hirako Ianao
Sy Melodie ny foko
Lay tiako ary koa tia Ahy
Malalako am-panahy

Ref(2x):(JOSEPH D'Af & TITIANAH)
Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao no feno Hery

(JOSEPH D'Af & TITIANAH)
Feno Hery,feno Hery
Feno Hery,feno Hery
Ny Anilanao
Malalako am-panahy

Ref:(JOSEPH D'Af & TITIANAH)
Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao no feno Hery
Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazonay ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia Irery
Ny anilanao
Tsisy karaha Anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Joseph d'Af
Mpamaky : 16296
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : inouraff
Tamin'ny : 05/06/2014 17:50:04
ID : 6577