TEFEO (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tefeo rmfhb aho Tompo ô!!
Mba ho fantsom-piderana
Hanandratako ny Voninahitrao
Ho eo amin'izao tontolo izao
Tefeo aho Tompo ô!!
Mba ho fantsom-pamonjena
Hanandratako ny Voninahitrao
Ho Fiderana tononkira.serasera.org Anao

Inty aho Tompo,
Ovay aho Tompo
Voatokana zkcrvw ho ahy ny Fanjakanao
Ka ny androko rehetra,
Ho Anao tsisy yrjhvie fetra
Dia hitoetra an-tranonao lalandava,
no handaniko ny hatanorana
Ny foko homeko Anao,
Mba ho Fonenanao, dia ho feno Fanatrehanao

~~Mba ho tanora mahery, handroso amin-kely~~
..........Voatokana hoan'ny Fanjakanao..........

Ka ny androko rehetra,
Ho Anao tsisy fetra
Dia hitoetra an-tranonao lalandava,
no handaniko ny hatanorana
Ny foko homeko Anao,
Mba ho Fonenanao, dia ho feno Fanatrehanao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Joseph d'Af
Vangy : 8763
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : deraxchanteur
Daty : 29/01/2018 10:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338