Novonjenao (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihezaka ihany aho nitady hatrizay
Namana tiako sy tena tia ahy
Reraka aho, vizana aho
Fa tsy nahita
Namitaka ahy izao tontolo izao
Noheveriko hitondra fiainam-baovao
Kay tomany, sy talaho
No omeny anao…
F’indray andro aho uiworvkc nahita Anao Jesoa
Tamin’izay aho nahafantatra
Fa Ianao ihany no chlr Andriamanitra Fitiavana…
Ka tsy nihahotra aho ny hanatona
Nanolotra ny foko ho tononkira.serasera.org anao
Dia noraisinao tam pitiavana ity foko nitalaho…
Na tsy mendrika aho dia drdsdjv Novonjenao
Ty foko efa babon'ny fitiavanao
Tsy hitodika intsony @zao reetra izao
Jesosy o inty aho tiako ianao
tsy hitady hafa intsony aho ampy ahy ianao ny masoko hifantoka hibanjina anao
omeko anao, hanjakao ny fiainako
refrain:
Indray andro ....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joseph d'AfVisites : 33741
Préférés : 7 J'aime
Ajouté par : Nanou98
Date : 21/01/2016 15:24