Kalvary (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manopy ny masoko,an-tenindrim-bohitra aho
Avy aiza moa ny famonjena ahy?
Ilay Mpanjakan'ny Voninahitra,Nandoa ny vidiny ho ahy
Nihositra tao kalvary

Toa hitako ianao voafantsika
Io ilay tongotrao izay voalefona
Nosatrohan-tsilo,nororahina koa
Natao tsinontsinona,
Maty ho ahy Tao KALVARY

Refrain:
?Iny Rànao iny, ilay niharetanao
Ilay hazo fijaliny, Dia mafy taminao
Fa Ianao irery ihany
Ianao ihany
No nahavita izany

Ilay dian-kapoka no fanasitrananao
Ny Rànao latsaka no famelàna heloka
Ianao ilay vato izay nolavin'ny olona
Nefa tonga fehizoro
Zanak'ondry n'Andriamanitra

Refrain: (×2)
?Iny Rànao iny, ilay niharetanao
Ilay hazo fijaliny, Dia mafy taminao
Fa Ianao irery ihany
Ianao ihany
No nahavita izany

Ouuuh Jesosy oh!(mendrika ny dera)
Anaony dera anao ny dera(mendrika ny dera)

Dia mbola Ianao ihany(×2)
No nahavita izany

Refrain:
?Iny Rànao iny, ilay niharetanao
Ilay hazo fijaliny, Dia mafy taminao
Fa Ianao irery ihany
Ianao ihany
No nahavita izany
--------
Rohy:
Hevitra
hertman rakotoniaina ( 01/03/2018 16:10)
Iny Rànao iny, ilay niharetanao
Ilay hazo fijaliny, Dia mafy
taminao :'(
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Joseph d'Af
Vangy : 14767
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertman.rakoto
Daty : 26/02/2018 08:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2601