Izay naharesy (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any andro, ho any koa aho re
Ireo voavonjy hiakanjo fotsy maro be
Mhmm!

Any andro, hisy fahoriambe
Ny mino kosa hihaona amin'ny fifaliambe.

Mmm m m m!!!
Ireo izay naharesy dia tsisy avela miala maina
Handray ny satro-boninaitry ny fiainana

Ireo izay naharesy no man'anjara amin'ny hazon'aina
Izay voasoratra ao amin'ny bokin'ny fiainanao!

Voavonjy ianao, hiraka isika
Iray tanjona ho tafita

Itondra am-bavaka anao
Hoany an-danitra izaho sy ianao.

Voavonjy ianao, hiraka isika
Iray tanjona ho tafita
Itondra am-bavaka anao
Hoany an-danitra izaho sy ianao.

Isika izao, rantsam-batan'i Kristy
Ifampitantana hiaraka hiampita arÿ

Isika izao, (Isika izao)
Ifampitrotro am-bavaka
Hiady ny ady tsara ny finoana!!!

Ô ô ôôô!!!
Ireo izay naharesy ihany
Dia tsisy avela hiala maina
Handray ny satro-boninaitry ny fiainana

Ireo izay naharesy ihany
No man'anjara amin'ny hazon'aina
Dia izay voasoratra ao amin'ny bokin'ny fiainana!!!........ Aah aaa!!!.......... Ôh ôh! ou!ô!ouôôô!!!

Voavonjy ianao, hiraka isika
Iray tanjona ho tafita
Itondra am-bavaka anao
Hoany an-danitra izaho sy ianao.
(X2)

*Voavonjy ianao!(X6)
Ô ô ô! ôh!!! ôôô! ôôô!

*Voavonjy ianao!(X3)

Voavonjy ianao, hiraka isika
Iray tanjona ho tafita
Itondra am-bavaka anao
Hoany an-danitra izaho sy ianao.
(X2)

*Voavonjy ianao!(X6)
Efa voasoratra any an-danitra!

*Voavonjy ianao!(X6)
Ô ô ô! ôh!!! ôôô! ôôô!

(Satria voasoratra any an-danitra ny anaranao......)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Joseph d'Af
Vangy : 2160
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 11/12/2019 13:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0824