Avo indrindra (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hoan'ilay mipetraka ambony seza fiandriananana, any amin'ny avo indrindra.)Hoan'ilay mipetraka ambony e
Ny seza fiandriananana
Ny tany no fitoeran-tongony e
Ny lanitra andrianana. (X2)
Fa any amin'ny avo indrindra!
*Any amin'ny avo indrindra(X3)
Fa any amin'ny avo indrindra!
*Any amin'ny avo indrindra(X3)
Hoy aho hoe:
*Derainay!(X4)
(Ôh ôh ô,
Eyeh!,
Ôh ôh ô!)
Hoy aho hoe:
*Derainay!(X4)
(Ôh!
Ôh ôh ô,
Eh eh e!)
...............................
Hayôôôh!........Hayôôôh!........Hayôôôh!........
...............................
Hoan'ilay mipetraka ambony e
Izao rehetra izao manandratra avo e
Tsy rano, tsy irony vato irony e
Fa amin'ny fitoerana avo.
(X2)
Fa any amin'ny avo indrindra!
*Any amin'ny avo indrindra(X3)
Fa any amin'ny avo indrindra!
*Any amin'ny avo indrindra(X3)
Ka hoy aho hoe:
*Derainay!(X4)
(Eh eh e e!
Eyeeh!
Ôh ôh ô!)
Hoy aho hoe:
*Derainay!(X4)
(Eh eh e e!
Hayeeh!
Ôh ôh ô!
Hayôôh!)
...........................
Jehovah ô ôh!, derainay ianao
Ankalazaina ny anaranao.
Fa any amin'ny avo indrindra!
*Any amin'ny avo indrindra(X3)
Fa any amin'ny avo indrindra!
*Any amin'ny avo indrindra(X3)
Fa any amin'ny avo indrindra e!
*Derainay!(X8)
*Any amin'ny avo indrindra(X8)
*Derainay.................
..................................
..................................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 7151
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 11/12/2019 13:49