FANOTRONANY (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny mihaona amin'Andriamanitra aho
Dia mahatsiaro anao anaty tonom-bavaka
Mientana ny fo ahita anao hisandratra
Ahita anao hifoha, ahita anao hiakatra
Ho hita eny aminao raha mandeha an-dalana
Ny anaran'i Jesosy no indro tazana
Dia hampamirapiratra ny tavany aminao
Ka n'aiza n'aiza aleha, fikasana atao
Ka mirary anao elwljftl ho tahian'Andriamanitra
Tononiko aminao ny fahatsaran'ny lanitra
Ny drsqc fanotronany no hanotrona anao
Ka ny heriny ho herinao
Anananao ny fo hoe zanak'Andriamanitra
Sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra
Ny voninahiny hamirapiratra aminao
Ny fanotronany hanaraka anao
(Ka mirary anao ho jjqwzecw tahian'Andriamanitra
Tononiko aminao ny fahatsaran'ny lanitra
Ny fanotronany no hanotrona anao
Ka ny heriny ho herinao) x2
Ohhhhh
(Ka mirary anao ho tahian'Andriamanitra
Tononiko aminao ny fahatsaran'ny lanitra
Ny fanotronany no hanotrona anao
Ka ny heriny ho herinao) x2
Ny fanotronany no hanotrona anao
Ka tononkira.serasera.org ny heriny ho herinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 14628
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 26/10/2023 11:21