MATOKIA NY TOMPO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo khiqi ady sarotra ianao
Toa mila ho reradreraka ny tononkira.serasera.org fo
Mideza dia mideza
Tsy manam-paharoa
Tsy maintsy ntrzhj ho lalovana tokoa
Matokia ny Tompo ianao
Ny zava-drehetra abnfgj dia hainy atao
Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao
Ny zavatra rehetra (2)
Hainy atao
‘Ty ranomasim-be izay eo aloha
Tsy azo ihoarana tokoa
Nefa aoriana koa dia fahavalo maro be
Toa mila hahakivy Ny fanahy re
Toa mila ho reradreraka ny tononkira.serasera.org fo
Mideza dia mideza
Tsy manam-paharoa
Tsy maintsy ntrzhj ho lalovana tokoa
Matokia ny Tompo ianao
Ny zava-drehetra abnfgj dia hainy atao
Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao
Ny zavatra rehetra (2)
Hainy atao
‘Ty ranomasim-be izay eo aloha
Tsy azo ihoarana tokoa
Nefa aoriana koa dia fahavalo maro be
Toa mila hahakivy Ny fanahy re
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pasteur Jocelyn RANJARISONHits : 9051
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 05/09/2012 09:48
