HITOETRA EO ANILANAO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Hitoetra eo anilanao
No faniriako izao
Tompo ô! Ny ao anatiko ao
Maniry mafy Anao
Ianao xfadupkw ilay mahasambatra ahy
Ianao tbfnbnz ilay tena tia ahy
Tompo ô!
Ianao ‘lay tokan’ny fiainako
Ianao tsy mba mahafoy ltzwzvym ahy
Tokin’ny foko fitarainako
Eo anilanao Tompo ô!
Eo no mahatsara ahy
No faniriako izao
Tompo ô! Ny ao anatiko ao
Maniry mafy Anao
Ianao xfadupkw ilay mahasambatra ahy
Ianao tbfnbnz ilay tena tia ahy
Tompo ô!
Ianao ‘lay tokan’ny fiainako
Ianao tsy mba mahafoy ltzwzvym ahy
Tokin’ny foko fitarainako
Eo anilanao Tompo ô!
Eo no mahatsara ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 10309
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 05/09/2012 09:48
