HITOETRA EO ANILANAO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitoetra eo anilanao
No ueqwycuk faniriako izao
Tompo ô! Ny ao yqxk anatiko ao
Maniry mafy Anao
Ianao ilay mahasambatra ahy
Ianao ilay tntfvi tena tia ahy
Tompo ô!
Ianao ‘lay tokan’ny fiainako
Ianao tsy mba mahafoy ahy
Tokin’ny foko fitarainako
Eo anilanao Tompo ô!
Eo tononkira.serasera.org no mahatsara ahy
No ueqwycuk faniriako izao
Tompo ô! Ny ao yqxk anatiko ao
Maniry mafy Anao
Ianao ilay mahasambatra ahy
Ianao ilay tntfvi tena tia ahy
Tompo ô!
Ianao ‘lay tokan’ny fiainako
Ianao tsy mba mahafoy ahy
Tokin’ny foko fitarainako
Eo anilanao Tompo ô!
Eo tononkira.serasera.org no mahatsara ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Pasteur Jocelyn RANJARISONVisites : 10513
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 05/09/2012 09:48
