HITOETRA EO ANILANAO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hrwxe Hitoetra eo xofq anilanao
No mmwvrcbc faniriako izao
Tompo tononkira.serasera.org ô! Ny ao anatiko ao
Maniry mafy Anao
Ianao ilay mahasambatra ahy
Ianao ilay tena tia ahy

Tompo ô!
Ianao ‘lay tokan’ny fiainako
Ianao tsy mba mahafoy ahy
Tokin’ny foko fitarainako
Eo anilanao Tompo ô!
Eo no mahatsara ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0396