FIFALIANA (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana ny fiainana
Rehefa sqhndn eo ny Tompo
Izy tononkira.serasera.org ajesdah azo itarainana
Raha sendra izay manjo

Izy toky azo antoka
Tsy mba mamitaka
Izy no vatofantsika
Tena azo ianteherana

Andao hifaly sy hanandratra Azy
Ny fandresenao eo Aminy
Hetseho ny hery andao hihoby
Izy Mpanjakan’ny mpanjaka mandrakizay

ekoakrwa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356