FIFALIANA (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana ny fiainana
Rehefa aqzxkjlv eo ny Tompo
Izy azo itarainana
Raha sendra izay manjo

Izy toky azo antoka
Tsy mba mamitaka
Izy epahf hscuey no vatofantsika
Tena azo ianteherana

Andao hifaly sy hanandratra Azy
Ny fandresenao tononkira.serasera.org eo Aminy
Hetseho ny hery andao hihoby
Izy Mpanjakan’ny mpanjaka mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1024