FIFALIANA (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana tononkira.serasera.org ny fiainana
Rehefa eo ny Tompo
Izy azo itarainana
Raha wfbjqbx wxxc sendra izay manjo
Izy toky azo antoka
Tsy mba mamitaka
Izy no vatofantsika
Tena azo ianteherana
Andao hifaly sy hanandratra Azy
Ny fandresenao eo Aminy
Hetseho ny xasxyd hery andao hihoby
Izy Mpanjakan’ny mpanjaka mandrakizay
Rehefa eo ny Tompo
Izy azo itarainana
Raha wfbjqbx wxxc sendra izay manjo
Izy toky azo antoka
Tsy mba mamitaka
Izy no vatofantsika
Tena azo ianteherana
Andao hifaly sy hanandratra Azy
Ny fandresenao eo Aminy
Hetseho ny xasxyd hery andao hihoby
Izy Mpanjakan’ny mpanjaka mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pasteur Jocelyn RANJARISONHits : 5557
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 05/09/2012 09:46
