Vadiko ianao (JIMMY HARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voatokan’ity andro anio ity
Anehoako aminao, io, hilazako aminao, io
Ny tena fitiavako anao (fitiavako anao) io eh
Natolotrao ahy, nomenao tsisy ahiahy
Ny aty fo sy fanahy_hy ! nampifandrahy_hy!
Ny anao sy ny ahy (Ny anao sy ny ahy)
Tiako, tianao, tiako, tena tianao,tiako
Eh!tianao io eh
Ny fiainako, hiainanao, hiainako ny fiainanao
Ahy sy anao io eh
Ho alehako, pnzt ny lalanao no itvxb lalako
Ka izao, manaiky qptrvdm aho, ekenao izao voady izao
Fitia tsy ho lefy mandrakizay
Atolotro ho anao, tononkira.serasera.org io, omeko ho anao, io,
Satria, vadiko ianao ( vadiko ianao x2)
Vadiko ianao io eh ( vadiko ianao x4)

--------
Link:
Comments
hertnmamonjisoa
(
06/01/2019 20:05)
mahafinaritra be ka misaotra e!
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JIMMY HARISONHits : 3008
Likes : 0 Like
Created by : Ninouche
Date : 03/01/2019 12:53