Tao anaty fahanginana (Jérôme Randria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anaty fahanginana
No nihirako ho anao
Ireo hirahira sy ny kalokalo
Tsara indrindra.
Tao anaty fahanginana
no nahatsapako
Ny akon'ny mypbv fitiavako
Tia anao
Mirehitra, tsy mety maty
Ao am-po .. ho anao
Toy ny sambokely
An-dranomasina mangeniheny
Tsy matahotra onja,
na manahy...
Sao dia ho very eny
Manantena ihany
Ny ho tody hatrany
Hahita seranana
Toy izany no vetsovetsom-poko
Singany tononkira.serasera.org ety, ho anao.
Na dia manirery aza iopm aho
Ry sombinaiko
Tsy miova akory ny fitia
Zay nolalaiko
Na ho aingana, na ho ela izany
Eny tia tlck anao, eny tia ...ka...
Raha toa manembona ianao
Ka mahatsiarotsiaro
Ireo dinantsika, ireo fitia
Ireo tsiambaratelo maro
dia izany no
vao maika hamelona hatrany
ny afon'ny fititavako
tia anao
Mirehitra tsy mety maty
Ao am-po ... ho anao ... ho anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jérôme Randria
Vangy : 4332
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : LurissAdr
Daty : 11/07/2020 09:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0556