You are here: home > Tononkira > Jeneraly

Any aoriana elabe (Jeneraly)

https://tononkira.serasera.org/hira/jeneraly/any-aoriana-elabe

Aoka re mba ho tana
Iarahantsika manketsy eroa
Fa lazain’ny hafa fa hadalana
Ny tokantranomasontsika roa

Nambara koa fa tsy ara-dalana
Ny miaraka tsy vita raharaha
Ianareo no te hihanahana
‘Zahay aza kao tsy miraharaha


Ny fisoratanatononkira.serasera.org afaka miandry
Zahay tsy afaka ny hifampiandry
Mafana loatra ilay fitia ao am-po
Fa aleo aloha dia hatomboka mialoha

Sady zao,
Mamy izy
Kanto izy
Meva izy
Tiako izy

Rehefa aoriana elabe
Raha tsisy sampona, asa aloha
Dia ataonay malaza be
Ilay fety hivadianay roa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jeneraly
Mpamaky : 1999
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 18/11/2015 19:14:14
ID : 7910

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo