Antso Ho anao (Jean Joseph Randrianarisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HO ANAO
1-Any ho any izay,misy lehilahy iray
Nitondra hazofijaliana,niharam-pahoriana
Misy antsoantso iray ,miantso anao indray
miiverena ianao,fa mbola tia anao ny RAY tononkira.serasera.org
Refrain :
Fa raha ianao ve,mbola tiany ianao
Ireo ota marobe,ho dioviny tsy ho eo anilanao
Aza manahy fa mbola misy fanantenana ho cbswrt sudqgjww anao
Antsoy jesosy fa hamonjy anao
2-Any ho any izay,misy lehilahy iray
Nitondra ireo helokao ,nisolo voina anao
Moa mba fyumraas tsapanao,ny soa nataony anao
Raha azonao atao ,raiso izy ho tomponao
Refrain :
Fa raha ianao ve? mbola tiany ianao
Ireo ota marobe,ho dioviny tsy ho eo anilanao
Aza manahy fa mbola misy fanantenana ho anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jean Joseph RandrianarisoaHits : 402
Likes : 0 Like
Created by : Park3939
Date : 15/12/2025 13:26