ilay nofidiko (Jaja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (*2)
Hatramizay ka hatramizao d niaradalana!
Niarak'eny foana foana nifampitantana!
Tao ny tononkira.serasera.org mangidy sy ny mamy
tao ilay fitiavana!
Ireo fitsapana nifangaro efa
niaretana

Ref:
ianao lay efa nofidik'ô!
ny akaikinao no fifalina
ianao lay efa mb nirik'ô!
Zaho efa resinao!

2- Akehitriny isika rou de ifamatotra
hanao reo voady
eto anatrehan'Andriamanitra
tsy qvyytwro ho nofy intsony
ilay fity f'efa tanterakaaa!
De ny tsodrano avy amin'ny Ray eifhxzc de fngxqo ho
mandrakizay!

Ref:(2x)

Zay misy anao no misy ahyi!
Manjoa anao marary ahy
fo sy ny saina amam-panahy
efa natao ho iray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jaja
Hits : 2038
Likes : 1 Like
Created by : Arhiens
Date : 09/12/2019 15:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03