ilay nofidiko (Jaja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (*2)
Hatramizay ka hatramizao d kdxph niaradalana!
Niarak'eny foana foana nifampitantana!
Tao ny irejjwcz mangidy lrgtmevw sy ny mamy
tao ilay fitiavana!
Ireo fitsapana nifangaro efa
niaretana
Ref:
ianao lay tononkira.serasera.org efa nofidik'ô!
ny akaikinao no fifalina
ianao lay efa mb nirik'ô!
Zaho efa resinao!
2- Akehitriny isika rou de ifamatotra
hanao reo voady
eto anatrehan'Andriamanitra
tsy ho nofy intsony
ilay fity f'efa tanterakaaa!
De ny tsodrano avy amin'ny Ray de ho
mandrakizay!
Ref:(2x)
Zay misy anao no misy ahyi!
Manjoa anao marary ahy
fo sy ny saina amam-panahy
efa natao ho iray
Hatramizay ka hatramizao d kdxph niaradalana!
Niarak'eny foana foana nifampitantana!
Tao ny irejjwcz mangidy lrgtmevw sy ny mamy
tao ilay fitiavana!
Ireo fitsapana nifangaro efa
niaretana
Ref:
ianao lay tononkira.serasera.org efa nofidik'ô!
ny akaikinao no fifalina
ianao lay efa mb nirik'ô!
Zaho efa resinao!
2- Akehitriny isika rou de ifamatotra
hanao reo voady
eto anatrehan'Andriamanitra
tsy ho nofy intsony
ilay fity f'efa tanterakaaa!
De ny tsodrano avy amin'ny Ray de ho
mandrakizay!
Ref:(2x)
Zay misy anao no misy ahyi!
Manjoa anao marary ahy
fo sy ny saina amam-panahy
efa natao ho iray
--------
Lien:
