Jesoa Tompo (AC:Rovasoa V.) (Jacquis Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Tompo o,
Izaho mitady ANAO
Mangetaheta ANAO ny fanahiko,
Fa mamy no mlqf ny aina ny fitiavanao
Mba raiso na tsy mendrika, fa te lmdslc ho zanakao.
Refrain :
Fa mamy no ny aina ny fitiavanao
Tsy takatro lazaina ny hasoavanao
Ty tamy aho Tompo o, hanantona luqzvy anao
Mba raiso tononkira.serasera.org na tsy mendrika aza fa te ho zanakao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jacquis RandriaVangy : 295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JacquisR
Daty : 20/03/2026 16:14