Jesoa Tompo (AC:Rovasoa V.) (Jacquis Randria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Tompo o,
Izaho mitady ANAO
Mangetaheta ANAO ny fanahiko,
Fa mamy no ny rejux aina ny tononkira.serasera.org fitiavanao
Mba raiso nvuedrcl na tsy mendrika, fa te ho zanakao.

Refrain :
Fa mamy no ny aina ny fitiavanao
Tsy takatro lazaina zjgqzh ny hasoavanao
Ty tamy aho Tompo o, hanantona anao
Mba raiso na tsy mendrika aza fa te ho zanakao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jacquis Randria
Visites : 296
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : JacquisR
Date : 20/03/2026 16:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401