Jesoa Tompo (AC:Rovasoa V.) (Jacquis Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso sloppoj Tompo o,
Izaho mitady ANAO
Mangetaheta ANAO ny fanahiko,
Fa ziat mamy no ny aina ny fitiavanao
Mba raiso na tsy mendrika, fa te ho zanakao.
Refrain :
Fa mamy no ny aina ny tononkira.serasera.org fitiavanao
Tsy takatro dgqfztv lazaina ny hasoavanao
Ty tamy aho Tompo o, hanantona anao
Mba raiso na tsy mendrika aza fa te ho zanakao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jacquis RandriaVangy : 481
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JacquisR
Daty : 20/03/2026 16:14