Fiainam-pahazavana (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fitiavany anao
dia mbola tsy miova hatramin'izao
anilanao hatrany na tsiky na tomany
fitiavana tsy lefy na ho lany tononkira.serasera.org
Tsy mivadika ihany koa
maharitra fa jcab tsy mba mety loa
Averiko hsapm eto indray , fitiavan'Ilay Ray
Fitiavana ho mandrakizay

Izay Azy manontolo nomeny anao daholo
tiany ho tsapanao fa tiany ianao
Izay gunft Aminy rehetra nomeny tsisy fetra
Nafoiny ho anao hatramin'ny zanany

Dia mbola hadalàna ihany
no hany mba asetrinao izany
Toa zary very maina ny nanolorany aina
Fa ianao ilay hany nandraindraina
Izy mbola miandry anao
fa miandry anao ilay fiainana vaovao
Tsy miova ilay fitia mafy orina satria..
feno indrafo sy famelana

Azonao ialana ny ditra sy adalana
fa miandry anao ilay fiainam-pahazavana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : IRAKA
Hits : 9
Likes : 0 Like
Created by : IrakaTeam
Date : 20/09/2026 18:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0382