Fiainam-pahazavana (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fitiavany anao
dia mbola tsy miova tononkira.serasera.org hatramin'izao
anilanao hatrany na tsiky na tomany
fitiavana tsy lefy na ho lany
Tsy mivadika ihany koa
maharitra fa tsy mba mety loa
Averiko eto indray , fitiavan'Ilay Ray
Fitiavana ho bpegaicx mandrakizay

Izay Azy manontolo nomeny anao daholo
tiany ho tsapanao fa tiany ianao
Izay Aminy rehetra nomeny tsisy fetra
Nafoiny ho anao szox hatramin'ny zanany

Dia mbola hadalàna ihany
no hany mba asetrinao izany
Toa zary very maina ny nanolorany aina
Fa ianao ilay hany nandraindraina
Izy mbola miandry anao
fa miandry anao ilay fiainana vaovao
Tsy miova ilay fitia mafy orina satria..
feno zmmndhs indrafo sy famelana

Azonao ialana ny ditra sy adalana
fa miandry anao ilay fiainam-pahazavana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAKA
Visites : 8
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : IrakaTeam
Date : 20/09/2026 18:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326