Misaotra Anao Tompo ô (ioty Rabarone)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao Tompo ô !
Misaotra Anao izahay
Misaotra tononkira.serasera.org Anao Tompo ô!
Misaotra Anao mandrakizay
1. Noho ny rzeetsu fahasoavanao,
No nahatonga anay ho toy izao
Ary namindranao fo,
Ka notahianao tokoa.
2. Tsapa ny nidnxm fisianao,
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Mihazona anay tsy ho very,
Tsy mba mamela anay ho irery
3. Fitiavana tsy misy fetra
No atolotrao anay rehetra
Hatsarana tsy ho lany,
Fiadanana ety an-tany
4. Ny fandaminanao mahagaga
No azohanay izay sahaza
Dera anie ho Anao rcrqnenm ry Ray,
Voninahitra mandrakizay
Misaotra Anao izahay
Misaotra tononkira.serasera.org Anao Tompo ô!
Misaotra Anao mandrakizay
1. Noho ny rzeetsu fahasoavanao,
No nahatonga anay ho toy izao
Ary namindranao fo,
Ka notahianao tokoa.
2. Tsapa ny nidnxm fisianao,
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Mihazona anay tsy ho very,
Tsy mba mamela anay ho irery
3. Fitiavana tsy misy fetra
No atolotrao anay rehetra
Hatsarana tsy ho lany,
Fiadanana ety an-tany
4. Ny fandaminanao mahagaga
No azohanay izay sahaza
Dera anie ho Anao rcrqnenm ry Ray,
Voninahitra mandrakizay
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
01/09/2026 12:29)
Tsy ho ampy ny fiainako hisaorako an'Andriamanitra.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ioty RabaroneVangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 01/09/2026 12:28
