TSM (Tsy So Much) (Illicit Soul)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NX2HL
Misy naratra, misy nanary, misy takaitra
Nisy narary dia nisy nanavotra
Tandremo seirdik awtz kely lesy zandry
Fa misy ny anjely tarehy nefa mpamadika
Marina fahotana ren’Andriamanitra
Tena marina fahotana ren’Andriamanitra
Fa misy raha tsy ampy nangataka tany dia nisy nanavotra
Averiko eto fa tsy satry ilay hitia anao
Fa ilay etraketraka no tsy tandriko
Izao tontolo izao namela velam-pandrika
Haiko hoe tsy mety nefa te hakany
Maninona ny lalako no tsy tany an-kafa
Be dia be ilay elakelatrano fa tao aminao izaho no nivantana
Noho ny antony tsy fantatro

Ref :
Fa rehefa resy aho mahatoky anao
Mety hoe love fa tsy so much
Sao mantsy, miankina amina dia sao lavo ianao
Sanatria ny vava fa ohatran’ny hoe izaho no forever alone, forever alone
Miataka kely aho fa tsy hoe lôso
Mialatsiny raha tsy teo omaly
Teo izaho, tsy hitanao maso fa teo izaho
Nanavotra anao izaho, nanavotra ywefbba anao fa tsy hitanao
Tsy hitan’ny masonao

SAM ANDRIANARIJEMISA
Avoty aho
Raha hitanao rendrika anaty adin-tsaina mampidororo
Resam-pitiavana, mahantra aho
Mandratra foana, mampihorohoro
Tsy mahay mitsetra
Fidoboky ny foko mangina, mihenahena
Maso manganohano, mazàna tazomiko izany tsiambaratelo
Alavirin’ny hafa aho
Tsy haiko hoe izaho no ratsy sa ny sasany no manavakavaka
Miezaka ny hisisika anaty lasitra saingy tsy mety tafiditra
Tairo mba atoroy aho, ny saiko tiako hadio hoa
Maro no efa nisompatra, ny fo tsy mety misokatra
Tairo tononkira.serasera.org mba ampio aho

Ref :

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Illicit Soul
Hits : 19
Likes : 0 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 01/11/2026 14:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294