Ray ô ! (Iandry Mario)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Ray ô jidslc ! Mangataka famelana aminao
Fa tiako ilay ho anilanao tsy ho ela
Iriako ny hanaraka anao, eny
Satria mamiko ianao
Bridge :
Izaho mino anao, mankato anao
Amin'ny fotoana tsy voafetra
Ny androany, ny ampitso efa voasorany
Izay atao rehetra
Refrain :
Ianao ilay Ray, no afaka mjrypkb hitsinjo ahy
N'aiza n'aiza misy ahy, izy eo foana
Ianao irery ihany, no afaka mowznpcf hitsimbina ahy
Hitantana ahy, hiaro ahy
Manoro làlana
...
Couplet 2 :
Ray ô ! Omeo ilay famindram-ponao
Ity tononkira.serasera.org zanakao, fa hitoetra
Mamelà amin'ny ratsy izay vitanay
Ianao irery ihany, no afaka hamonjy ahy
IANDRY MARIO.
Janvier 2016
Ray ô jidslc ! Mangataka famelana aminao
Fa tiako ilay ho anilanao tsy ho ela
Iriako ny hanaraka anao, eny
Satria mamiko ianao
Bridge :
Izaho mino anao, mankato anao
Amin'ny fotoana tsy voafetra
Ny androany, ny ampitso efa voasorany
Izay atao rehetra
Refrain :
Ianao ilay Ray, no afaka mjrypkb hitsinjo ahy
N'aiza n'aiza misy ahy, izy eo foana
Ianao irery ihany, no afaka mowznpcf hitsimbina ahy
Hitantana ahy, hiaro ahy
Manoro làlana
...
Couplet 2 :
Ray ô ! Omeo ilay famindram-ponao
Ity tononkira.serasera.org zanakao, fa hitoetra
Mamelà amin'ny ratsy izay vitanay
Ianao irery ihany, no afaka hamonjy ahy
IANDRY MARIO.
Janvier 2016
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Iandry MarioHits : 1947
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 26/07/2016 16:01
