Horonantsary (Hosea Marlyn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Nofy mandalo ihany...)
Indray androany aho
Hilomano ka
Tsy hilentika instony
Ny foko
Ilay tafiotra
Ato anaty
Tsy ho tereko, fa krounh ho ekeko
Hanova ahy
Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra izao
Horonantsary
Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra gkrcl izao
Horonontsary
(inst.)
Izay ilay hafatrao ho ahy
Anaty aizina angamba
Tiako ufrqa ho tsaroana indray
Ny hakanton'ny hazavana
Tsy maintsy hiposaka ny andro
Na tsy hanaiky aza aho
Iniako akipy ny maso...
Dia araraotiko aloha
Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra tononkira.serasera.org izao
Horonantsary
Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra izao
Horonontsary
(inst.)
Indray androany aho
Hilomano ka
Tsy hilentika instony
Ny foko
Ilay tafiotra
Ato anaty
Tsy ho tereko, fa krounh ho ekeko
Hanova ahy
Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra izao
Horonantsary
Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra gkrcl izao
Horonontsary
(inst.)
Izay ilay hafatrao ho ahy
Anaty aizina angamba
Tiako ufrqa ho tsaroana indray
Ny hakanton'ny hazavana
Tsy maintsy hiposaka ny andro
Na tsy hanaiky aza aho
Iniako akipy ny maso...
Dia araraotiko aloha
Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra tononkira.serasera.org izao
Horonantsary
Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra izao
Horonontsary
(inst.)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hosea MarlynVangy : 6
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MiaRakt
Daty : 21/09/2026 23:28
