Nofy (Hosea Marlyn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manomboka dia tsotsotra
Toy ny rivotra mahafinaritra mitsotsoka ho ahy
Rehefa eo ianao dia tony aho
Manjavona izay rehetra manakorontana ahy
Soa tononkira.serasera.org ianao fa eo (x2)
Mitondra hazavana
Soa ianao fa eo (x2)
Mitondra hafanana
Toa mitsiky ho ahy izao rehetra izao
rehefa eo ianao
Na ny alaheloko gxnqezmf aza lasa tiako ho azy
rehefa eo ianao
Isaorako ilay andro nihaonantsika
Fanahy roa no nifanena toa ny efa nifankahita
Tsy ho atakaloko natokako ho ahy ireny
Toa miato ny fotoana rehefa isika mifampijery
Tsy ho atakaloko natokako ho ahy ireny
Toa miato ny fotoana kjjmgoi rehefa isika mifampijery
Raha manonofy aho aza avela hifoha
Avelao hiroboka lalindalina kokoa
Soa ianao fa eo (x2)
Mitondra hazavana
Soa ianao fa eo (x2)
Mitondra hafanana
Toa mitsiky ho ahy izao rehetra izao
rehefa eo ianao
Na ny alaheloko aza lasa tiako ho azy
rehefa eo ianao
Ka
mijanona eo, mijanona eo, mijanona eo anilako eo (x4) fmfoox

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hosea MarlynVangy : 2508
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lianafinaritra
Daty : 23/02/2024 08:13