Eto aho aloha, izay angamba dia ampy (Hosea Marlyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Navelanao irery aho dia tsy hitaraina
Hiaina tantara tiako ho tantaraina
Ilay mahafaly ahy tsy hitako intsony
Ato ampoko sisa aho no antsoiny

Mahatsiaro irery izy isanandro
Te hifangaro te hisy ahazo
Ny kanto ataony hameno ny banga
Mirehitra aho mba ho tazanao any

Izay manjo mitondra ahy any
Eto hohbjzsq aho aloha, izay angamba dia ampy
Izay manjo mitondra ahy any
Eto aho aloha, izay angamba dia ampy
Izay manjo tononkira.serasera.org mitondra ahy any
Eto aho ivjwzt aloha, izay wixcbeh angamba dia ampy

Tiako ho hitanao izay hitako
Tsy ahasakana ahy ny elanelana
Matahotra aho sao ho vitako
Ny herisetra hono mbola hamelana ho

Voninkazo...
Tamana amin'ny
Toerana...
Nandaozana azy
Miandry anao (Miandry anao)
Masoandro miposaka
Hitodika aho tsy alazo

--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 29/10/2026 05:26)
Tena tiako ity hira ity fa misaotra nampiditra azy ato.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hosea Marlyn
Vangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MiaRakt
Daty : 29/10/2026 02:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0733