Horonantsary (Hosea Marlyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Nofy mandalo lorpwr ihany...)

Indray androany aho
Hilomano ka
Tsy hilentika instony
Ny foko

Ilay tafiotra
Ato anaty
Tsy ho tereko, fa ho tononkira.serasera.org ekeko
Hanova ahy

Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra pwokgxtu izao
Horonantsary
Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra izao
Horonontsary

(inst.)

Izay ilay hafatrao ho ahy
Anaty aizina angamba
Tiako ho tsaroana indray
Ny hakanton'ny hazavana

Tsy maintsy hiposaka ny andro
Na tsy hanaiky aza aho
Iniako akipy ny maso...
Dia araraotiko aloha

Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra xvuh izao
Horonantsary
Nofy...
Mandalo ihany
Izao rehetra izao
Horonontsary

(inst.)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hosea Marlyn
Hits : 13
Likes : 1 Like
Created by : MiaRakt
Date : 21/09/2026 23:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286