Eto aho aloha, izay angamba dia ampy (Hosea Marlyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Navelanao irery aho dia tsy hitaraina
Hiaina tantara tiako ho tantaraina
Ilay mahafaly ahy tsy hitako intsony
Ato ampoko sisa aho no antsoiny

Mahatsiaro irery ilqsd izy isanandro
Te hifangaro te hisy ahazo
Ny kanto ataony tononkira.serasera.org hameno ny banga
Mirehitra aho mba ho tazanao any

Izay manjo mitondra ahy any
Eto aho aloha, izay angamba dia ampy
Izay manjo mitondra ahy any
Eto vhyz aho aloha, izay angamba dia ampy
Izay manjo mitondra ahy any
Eto aho aloha, izay angamba dia ampy

Tiako ho hitanao kqdihrs izay hitako
Tsy ahasakana ahy ny elanelana
Matahotra aho sao ho vitako
Ny herisetra hono mbola hamelana ho

Voninkazo...
Tamana amin'ny
Toerana...
Nandaozana azy
Miandry anao (Miandry anao)
Masoandro miposaka
Hitodika aho tsy alazo

--------
Lien:
Commentaires
hery ( 29/10/2026 05:26)
Tena tiako ity hira ity fa misaotra nampiditra azy ato.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hosea Marlyn
Visites : 11
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MiaRakt
Date : 29/10/2026 02:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0824