Voadim-pitia (HeryLo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana madio no atolotro anao
Raiso re ity fo mba anjakao
Tsy sangisangy fa tena fitia
Mba te ho doria
Tsy ho kilalao sanatria
fcszqz Nofinifim-pitia izay masaka ato an-doha
Dia ho hasambarana hatrany no hiainantsika roa
jaakn Ka ny ho eo anilanao hatrany no voady tsy manam-petra
tononkira.serasera.org Eo amin’ny androm-piainako rehetra
Vinavina ihany ny ahy
Dia ny ho eo anilanao na fjzw tsy ho anio fa rahatrizay
Ka irony voady efa vita no asiko mozika
Ho souvenirantsika
Auteur : HeryLo

--------
Rohy: