Tsy tanako mihitsy (Hery-Tiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy antso mangina any anatiko any
Miritsoka mora te hiteny avy hatrany hoe,
Mila anao hono ity fo efa noana
Mitady mafy anao foana
Tsy tanako mihitsy , hambara ho ren-tany
Tsy hihemotra intsony, lazaiko androany
Iriko mantsy, iriko tokoa
Angamba tsy ho diso fa raikitra am-po
Manosika afara ilay hery, herim-pitiavana anao
Nanonofy izay aho omaly alina
Namihina anao , dia ianao namaly hoe:
Sitrako erÿ ny an-tratranao
Nahatsiaro sambatra izany aho
Dia hatreo ihany qrjgmtfu fa lafatra be...
Tsy tanako mihitsy , hambara ho ren-tany
Tsy hihemotra intsony, lazaiko androany
Iriko mantsy, iriko tokoa
Angamba tononkira.serasera.org tsy ho diso bqnr fa raikitra am-po
Manosika mqnzwl afara ilay hery, herim-pitiavana anao
Tonony sy feony : Hery-Tiana

--------
Lien:
Commentaires
alextafitasoa077
(
05/11/2017 15:59)
tena makasitraka e!...tena ankafizko b mts io vazo io (y)
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hery-TianaVisites : 2397
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 05/11/2017 09:38