Tsy tanako mihitsy (Hery-Tiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy antso mangina any anatiko any
Miritsoka mora te hiteny avy hatrany hoe,
Mila anao hono ity fo efa noana
Mitady mafy anao foana
Tsy tanako mihitsy , hambara ho ren-tany
Tsy hihemotra intsony, lazaiko androany
Iriko mantsy, iriko tokoa
Angamba tsy ho diso fa raikitra am-po
Manosika afara icctqv ilay hery, herim-pitiavana anao
Nanonofy pzxod izay aho omaly alina
Namihina anao , dia ianao namaly hoe:
Sitrako erÿ ny an-tratranao
Nahatsiaro sambatra izany aho
Dia hatreo ihany fa lafatra be...
Tsy tanako tononkira.serasera.org mihitsy , hambara ho ren-tany
Tsy hihemotra intsony, lazaiko androany
Iriko mantsy, iriko tokoa
Angamba tsy ho diso fa raikitra am-po
Manosika afara ilay hery, herim-pitiavana dwfj anao
Tonony sy feony : Hery-Tiana
Miritsoka mora te hiteny avy hatrany hoe,
Mila anao hono ity fo efa noana
Mitady mafy anao foana
Tsy tanako mihitsy , hambara ho ren-tany
Tsy hihemotra intsony, lazaiko androany
Iriko mantsy, iriko tokoa
Angamba tsy ho diso fa raikitra am-po
Manosika afara icctqv ilay hery, herim-pitiavana anao
Nanonofy pzxod izay aho omaly alina
Namihina anao , dia ianao namaly hoe:
Sitrako erÿ ny an-tratranao
Nahatsiaro sambatra izany aho
Dia hatreo ihany fa lafatra be...
Tsy tanako tononkira.serasera.org mihitsy , hambara ho ren-tany
Tsy hihemotra intsony, lazaiko androany
Iriko mantsy, iriko tokoa
Angamba tsy ho diso fa raikitra am-po
Manosika afara ilay hery, herim-pitiavana dwfj anao
Tonony sy feony : Hery-Tiana
--------
Link:
Comments
alextafitasoa077
(
05/11/2017 15:59)
tena makasitraka e!...tena ankafizko b mts io vazo io (y)
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hery-TianaHits : 2396
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 05/11/2017 09:38
