NIOVA (HEROZ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fiafarany daholo ny tantara
Tsy nampoiziko isika no ho tonga @ izany sahady
Rava ilay noeritreretina ho anjara,ilay nandrian'ny fo indray no toa namarina an-kady
Ianao niova enstaqen tsy toy ny taloha
Lasa mandaingalainga miseo be loha
Manao teny marary Feno fahatezerana
Vavanao ffkzrkw tsy misy intsony izay ferana
Aizahoaiza @ izao ilay tokinao fahizay
Hoe netsika roa ho mandrakizay
Izany rehetra izany toa teny ihany
Nampivadika ny fiainako ambony ambany

Bridge: Rava ve netsika roa?
Rava ve netsika roa?
Rava ve netsika roa?

Ref: Hiazona ahy ve ianao Ra hitanao izao fa andeha? Hamarana fitiavana vé?
Sa hanoy ny lalantsika anao ainga vao?
Ary hiady hoatsika tononkira.serasera.org ve ianao raha toa ka omena safidy? Sa avelanao ho faty izany? Sa mttm any an-kafa indray no apandrinao ny fonao ?
Izao tsy hitana Ra toa tsy tamana

Isika niaraka toy ny vao omaly
Toa tantara sisa no atsiarovana izany
Fitia niredareda tsy nisy tomika
Toa lasa mitsilopy zary mangatsiaka
Ianao namitaka ahy sy namotika ny foko
Dia ilay fitsikiana toa nanjary toloko
Namela takaitra sy fitomaniana
Tanteraka tokoa izao ilay efa nahiana

Bridge:
Réf:

#Niova
#HeroZ
#THE_GIANT_ROCK_PROJECTS

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : HEROZ
Visites : 2278
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : harijhers
Date : 23/07/2019 10:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2276