Ampidiro aloha ny tenimiafina
NIOVA (HEROZ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fiafarany daholo ny tantara
Tsy nampoiziko isika no ho tonga @ izany sahady
Rava ilay noeritreretina ho anjara,ilay nandrian'ny fo indray no toa namarina an-kady
Ianao niova tsy toy ny taloha
Lasa mandaingalainga miseo be loha
Manao teny marary Feno fahatezerana
Vavanao tsy misy intsony izay ferana
Aizahoaiza @ izao brciij ilay tokinao fahizay
Hoe netsika roa nujvi ho mandrakizay
Izany rehetra izany toa teny ihany
Nampivadika ny fiainako ambony ambany
Bridge: Rava ve netsika roa?
Rava ve netsika roa?
Rava ve netsika roa?
Ref: Hiazona ahy ve tononkira.serasera.org ianao Ra hitanao izao fa andeha? Hamarana fitiavana vé?
Sa hanoy ny lalantsika anao ainga vao?
Ary hiady hoatsika ve ianao raha toa ka omena safidy? Sa avelanao ho faty izany? Sa any an-kafa indray no apandrinao ny fonao ?
Izao tsy hitana Ra toa tsy tamana
Isika niaraka toy ny vao omaly
Toa tantara sisa no atsiarovana izany
Fitia niredareda tsy nisy tomika
Toa pmatec lasa mitsilopy zary mangatsiaka
Ianao namitaka ahy sy namotika ny foko
Dia ilay fitsikiana toa nanjary toloko
Namela takaitra sy fitomaniana
Tanteraka tokoa izao ilay efa nahiana
Bridge:
Réf:
#Niova
#HeroZ
#THE_GIANT_ROCK_PROJECTS

--------
Link: