Ho anao irery ihany (Henriette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao irery ihany, ny fitiavako ry lala
Ho anao hatrany hatrany, mandram-pialako eto an-tany
Na ho be ny mpakahala, na ho maro ny tsy dqzlaa tia
Ny fitiavako tsy miala, fa ho anao doria doria
Ho anao dia ho anao
Izay voasaoratra ato am-mpoko
Voasikotra ato tononkira.serasera.org anaty
Ho trotroiko mandramaty
(x2)
Mbola ho hajaiko ihany, raha toa aho ka ho lasana any
Any akaotr'irony rahona, sy any ambadikiny fasana.
Ho anao dia ho anao
Izay voasaoratra ato am-mpoko
Voasikotra ato anaty
Ho trotroiko mandramaty.

Any akaotr'irony rahona, sy any ambadikiny guvfj fasana.
A/C: Andrianary ksqigv Celestin Norbert
La Voix De Son Maître – K-9068

--------
Rohy: