Ny fitiavana ihany (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny foko no tsapako rniova fitepo
ka tsaroako mientana toy ny hiempo
dia lazaiko fa tsotra ny anton’izany,
tsy inona fa NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Olon-droa tsy mifankalala akory
mifanaiky, na faly izy ireo na ory,
hiara-miaina hamaky ny fiainana an-tany,
nahoana re ? NOHO I LAY FITIAVANA IHANY.
Ny mpivady miray toa rano sy vary
ny ankizy toa jllwbzxc manana toetra mirary,
hasambarana no hita mameno ny pvgvja ankany,
nahoana re ? NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Misy kosa fitia mandrava ny efa
ka mivaona toa crdlkomv toraka diso fiantefa,
izay voany, marary ka velon-tomany
izany koa, NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Zazavavy, tabia reharehan-tanàna,
mitomany fa hoe diso fanantenana,
taona maro manenina hatrany hatrany,
izany koa NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Ny fitia ary rnanana lafiny roa
koa antsika no maka izay tena soa
fa na ory na sambatra isika eto an-any,
mazava fa NOHO ILAY FITIAVANA tononkira.serasera.org IHANY.
Henri RATSIMBAZAFY 1966
ka tsaroako mientana toy ny hiempo
dia lazaiko fa tsotra ny anton’izany,
tsy inona fa NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Olon-droa tsy mifankalala akory
mifanaiky, na faly izy ireo na ory,
hiara-miaina hamaky ny fiainana an-tany,
nahoana re ? NOHO I LAY FITIAVANA IHANY.
Ny mpivady miray toa rano sy vary
ny ankizy toa jllwbzxc manana toetra mirary,
hasambarana no hita mameno ny pvgvja ankany,
nahoana re ? NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Misy kosa fitia mandrava ny efa
ka mivaona toa crdlkomv toraka diso fiantefa,
izay voany, marary ka velon-tomany
izany koa, NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Zazavavy, tabia reharehan-tanàna,
mitomany fa hoe diso fanantenana,
taona maro manenina hatrany hatrany,
izany koa NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Ny fitia ary rnanana lafiny roa
koa antsika no maka izay tena soa
fa na ory na sambatra isika eto an-any,
mazava fa NOHO ILAY FITIAVANA tononkira.serasera.org IHANY.
Henri RATSIMBAZAFY 1966
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 5872
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/02/2002 20:29
