Atokana hanompoana Anao (HARIMALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa oh! Tsara fo loatra Ianao
Tsy hitako hoe iza no mba tahaka Anao
Fa na nororana, noratraina ka nijaly sy ory
Dia tsy mba namaly akory
Fa z'inona moa izahay izay mpanota
Mpaniratsira ary koa tononkira.serasera.org mpisotasota
Nefa niaretanao izany rehetra izany
Notoloranao ilay fitiavana mamy
Ref:
Ka feno lhwgk ny fo ankehitriny
Faly tokoa misaotra Anao
F'izahay na dia adala keymqdxz aza
Dia mbola tiavinao
Ka feno nilkwayi ny fo ankehitriny
Ka tsy hita intsony izay entina havaly Anao
Fa ny voadinay dia izao hoe:
Ny andronay sisa, dia atokana hanompoana Anao
Tsy hitako hoe iza no mba tahaka Anao
Fa na nororana, noratraina ka nijaly sy ory
Dia tsy mba namaly akory
Fa z'inona moa izahay izay mpanota
Mpaniratsira ary koa tononkira.serasera.org mpisotasota
Nefa niaretanao izany rehetra izany
Notoloranao ilay fitiavana mamy
Ref:
Ka feno lhwgk ny fo ankehitriny
Faly tokoa misaotra Anao
F'izahay na dia adala keymqdxz aza
Dia mbola tiavinao
Ka feno nilkwayi ny fo ankehitriny
Ka tsy hita intsony izay entina havaly Anao
Fa ny voadinay dia izao hoe:
Ny andronay sisa, dia atokana hanompoana Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HARIMALALAHits : 435
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 23/09/2025 15:20
