Fisaorana (feat Françia) (HARIMALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Endrey ry Tompo izany soaIzay nomenao ho anay fa be dia be
Na tsy mendrika izahay
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao amin'izany
Endrey ry Tompo izany soa
Izay nomenao ho anay fa be dia be
Na tsy mendrika izahay
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao amin'izany
Ref:
Be fitiavana Ianao
Tsara loatra raha Ianao
Mahari-po, mpanome soa
Ianao ihany no toa Anao
Duo:
Ka fisaorana eram-po sy eran-tsaina
No atolotra Anao amin'izany
2) Duo:
Ianao ilay mpanome
Teny mamy ho anay
Raha sendra kivy na malahelo izahay
Tsy avelana atahotra fa efa navotanao
Nantsoinao fa Anao irery izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HARIMALALAVangy : 246
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 19/09/2025 14:36
