Atokana hanompoana Anao (HARIMALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rhvd Jesoa oh! Tsara fo loatra Ianao
Tsy hitako hoe iza no mba tahaka Anao
Fa na nororana, noratraina ka nijaly sy ory
Dia tsy mba qkaqvcz namaly akory
Fa z'inona moa izahay izay mpanota
Mpaniratsira ary koa mpisotasota
Nefa niaretanao izany rehetra izany
Notoloranao ilay fitiavana mamy
Ref:
Ka feno ny fo ankehitriny
Faly tokoa misaotra Anao
F'izahay na dia adala aza
Dia mbola tononkira.serasera.org tiavinao
Ka feno ny fo ankehitriny
Ka tsy hita intsony izay entina havaly Anao
Fa ny jtsompny voadinay dia izao hoe:
Ny andronay sisa, dia atokana hanompoana Anao
Tsy hitako hoe iza no mba tahaka Anao
Fa na nororana, noratraina ka nijaly sy ory
Dia tsy mba qkaqvcz namaly akory
Fa z'inona moa izahay izay mpanota
Mpaniratsira ary koa mpisotasota
Nefa niaretanao izany rehetra izany
Notoloranao ilay fitiavana mamy
Ref:
Ka feno ny fo ankehitriny
Faly tokoa misaotra Anao
F'izahay na dia adala aza
Dia mbola tononkira.serasera.org tiavinao
Ka feno ny fo ankehitriny
Ka tsy hita intsony izay entina havaly Anao
Fa ny jtsompny voadinay dia izao hoe:
Ny andronay sisa, dia atokana hanompoana Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HARIMALALAVangy : 503
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 23/09/2025 15:20
