Omeko anao (Hanitra Ranaivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeko anao ny tanako havia
Hahafahanao manoratra ho rcfhitf ahy
Omeko anao ny sila-poko tia
Ho iray manontolo amin’ny xums ianao
Omeko anao iry rivotra tononkira.serasera.org iry
Hibabo ny sentonao ho ahy
Omeko anao iry rahona iry
Hisava ny ranomasonao
Fa ny aty eplro maizim-bolana
Fa ny aty ora-mamanala
Omeko anao, omeko anao
Omeko anao
Omeko anao iry vohitra iry
Hahafahanao mitazana ahy
Fa ny aty...
Omeko anao iry ranomasina
Hiampitanao ho imasoko
Omeko anao ity kaloko ity
Hiombon-kira aminy ianao
Hahafahanao manoratra ho rcfhitf ahy
Omeko anao ny sila-poko tia
Ho iray manontolo amin’ny xums ianao
Omeko anao iry rivotra tononkira.serasera.org iry
Hibabo ny sentonao ho ahy
Omeko anao iry rahona iry
Hisava ny ranomasonao
Fa ny aty eplro maizim-bolana
Fa ny aty ora-mamanala
Omeko anao, omeko anao
Omeko anao
Omeko anao iry vohitra iry
Hahafahanao mitazana ahy
Fa ny aty...
Omeko anao iry ranomasina
Hiampitanao ho imasoko
Omeko anao ity kaloko ity
Hiombon-kira aminy ianao
--------
Rohy:
Hevitra
Rahnavalona
(
28/07/2026 22:34)
Manana ny Mp3 an'io "Hanitra Ranaivo - Omeko anao" io ve ianao fa izaho mitady fa tsy mety mahita? Mankasitraka
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitra RanaivoVangy : 6659
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/09/2002 10:14
