Mamiko foana ft Hery (HAJA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko foana ny endrikao,
Satriko hatrany ny ho anilanao.
Miadan-tsaina sambatra ery,
Nahazo anao olona nitia.
Efa niriako xkbkj hatry ny ela be,
Mba ho sakaizako n'aiza aleha.
Hiaraka hatrany tsy hifandao,
Hifanome fitia ho toy izao.
rf:
Tiako foana ianao ka hamoizako ny aiko
Babonao avokoa izato foko sy ny saina
Tsy mandry ny alina, tsy mahakipy intsony
Fa malahelo anao, tsy mba mety ho tony.
Ireo zava-bita hatrizay,
Ho entiko any am-pasako.
Fa ianao pyouxaro ilay olona iray,
Efa ela no nadrasako.
rf (x2):
Tiako foana ianao....tsy mba mety ubjl ho tony.
Fa malahelo anao tsy mba mety ho tononkira.serasera.org tony (x3)
Satriko hatrany ny ho anilanao.
Miadan-tsaina sambatra ery,
Nahazo anao olona nitia.
Efa niriako xkbkj hatry ny ela be,
Mba ho sakaizako n'aiza aleha.
Hiaraka hatrany tsy hifandao,
Hifanome fitia ho toy izao.
rf:
Tiako foana ianao ka hamoizako ny aiko
Babonao avokoa izato foko sy ny saina
Tsy mandry ny alina, tsy mahakipy intsony
Fa malahelo anao, tsy mba mety ho tony.
Ireo zava-bita hatrizay,
Ho entiko any am-pasako.
Fa ianao pyouxaro ilay olona iray,
Efa ela no nadrasako.
rf (x2):
Tiako foana ianao....tsy mba mety ubjl ho tony.
Fa malahelo anao tsy mba mety ho tononkira.serasera.org tony (x3)
--------
Link:
