DADA SY NENY (HAINGOMALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DADA SY NENY
Tsy ho adino Ianao, msupdo ry Dada
Tsaroako hatrany Ianao, ry Neny
Fa uxfj tsy maty ao am-poko ny fitiavana anareo
Ka vetsoiko ombieny ombieny.
Ny fananarana natao,
Ny fanabeazana nomena;
Dia isaorana anareo, ary matokia tokoa
Fa tsy ho adino na hivena.
Ny fihafianao, ry Dada,
Ny fandeferanao, ry Neny
Hivavahako amin’ny Ray izay mpamonjy sy cgzt Mpiahy
Mba hitombo zato heny.
HAINGOMALALA tononkira.serasera.org
Tsy ho adino Ianao, msupdo ry Dada
Tsaroako hatrany Ianao, ry Neny
Fa uxfj tsy maty ao am-poko ny fitiavana anareo
Ka vetsoiko ombieny ombieny.
Ny fananarana natao,
Ny fanabeazana nomena;
Dia isaorana anareo, ary matokia tokoa
Fa tsy ho adino na hivena.
Ny fihafianao, ry Dada,
Ny fandeferanao, ry Neny
Hivavahako amin’ny Ray izay mpamonjy sy cgzt Mpiahy
Mba hitombo zato heny.
HAINGOMALALA tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HAINGOMALALAVangy : 3347
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAFILOZOFY
Daty : 08/09/2004 02:46
