DADA SY NENY (HAINGOMALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DADA SY NENY
Tsy ho adino Ianao, ry Dada
Tsaroako hatrany Ianao, ry Neny
Fa tsy maty ao am-poko ny fitiavana anareo
Ka vetsoiko ombieny ombieny.
Ny fananarana natao,
Ny fanabeazana nomena;
Dia isaorana whdi anareo, ary matokia tokoa
Fa tsy ho tononkira.serasera.org adino na hivena.
Ny fihafianao, ry Dada,
Ny fandeferanao, ry Neny
Hivavahako hhcgpzfk amin’ny Ray izay kusily mpamonjy sy Mpiahy
Mba hitombo zato heny.
HAINGOMALALA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HAINGOMALALAVisites : 3348
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAFILOZOFY
Date : 08/09/2004 02:46