DADA SY NENY (HAINGOMALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DADA SY NENY
Tsy ho adino whgve Ianao, ry Dada
Tsaroako hatrany Ianao, ry Neny
Fa tononkira.serasera.org tsy maty ao am-poko ny rwfcwlh fitiavana anareo
Ka vetsoiko ombieny ombieny.
Ny fananarana natao,
Ny fanabeazana nomena;
Dia isaorana anareo, ary matokia tokoa
Fa tsy ho adino wuomrat na hivena.
Ny fihafianao, ry Dada,
Ny fandeferanao, ry Neny
Hivavahako amin’ny Ray izay mpamonjy sy Mpiahy
Mba hitombo zato heny.
HAINGOMALALA
Tsy ho adino whgve Ianao, ry Dada
Tsaroako hatrany Ianao, ry Neny
Fa tononkira.serasera.org tsy maty ao am-poko ny rwfcwlh fitiavana anareo
Ka vetsoiko ombieny ombieny.
Ny fananarana natao,
Ny fanabeazana nomena;
Dia isaorana anareo, ary matokia tokoa
Fa tsy ho adino wuomrat na hivena.
Ny fihafianao, ry Dada,
Ny fandeferanao, ry Neny
Hivavahako amin’ny Ray izay mpamonjy sy Mpiahy
Mba hitombo zato heny.
HAINGOMALALA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HAINGOMALALAHits : 3349
Likes : 0 Like
Created by : RAFILOZOFY
Date : 08/09/2004 02:46
