Mitsikia (Groupe Harilala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsikia mandrakariva na inona manjoa anao
Ny alina e madiva ho avy ilay maraina vao
Raha sendra mafy feno avona ny lalanao
Tsenao amin'tsiky rwtxirx ny xqzj dugdgpby rafy, hivoaka mpandresy ianao
Fa tsiky no enti-mandresy ny henatra sy tahotra
Manova ny endrikao ho maha te ho tia mahafinaritra
Namboarin'ilay mpahary hahay mitsiky ianao
Eny na dia marary ny eso mahazo anao
Fa tsiky no enti mandresy ny hambompo sy ny avona
Ny tsiky avy ao ampo maneho tononkira.serasera.org ny tia fihavanana
Fa tsiky no enti-mandresy henatra sy tahotra

Oooo mitsikia, de mihira
Fa ny tsiky mitory halemempanahy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe HarilalaVangy : 553
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : antokiniainato
Daty : 07/05/2024 09:27